- Zoma 15 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Manome herinandro ny TAXI “Tsy handoa hetra intsony izahay raha…”
Nanao fanambarana ary nanome fe-potoana ny Fanjakana sy ny kaominina Antananarivo hanafoana ny taxi-moto izay manimba ny asan’izy ireo ny FTAR (Fikambanan’ny Taxi eto Antananarivo Renivohitra) omaly 14 jolay 2022
Hamaky ny tohiny
