- Alakamisy 21 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Fitaterana eny Alasora Tafakatra 1000 Ar ny saran-dalana
Mahatsiaro sahirana avokoa ny rehetra taorian'ny niakaran'ny vidin-tsolika. Niakatra ihany koa mantsy ny saran-dalana ary samy manao izay danin'ny kibony avokoa ireo taxibe.
Hamaky ny tohiny
