• Alarobia 14 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Antananarivo Fiara 57 nosavaina, 08 naiditra am-balam-pamonjana

Nanatanteraka hetsika fitsirihana tampoka an-dalambe ny Foibe fitsarana fiarakodia, izay notarihin’ny Tale

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Mpamily fiara misotrosotro Tsy mahazo mihoatra ny 0,4 degré ny tahan’alikaola

Miisa 10 ireo mpamily voatery nosavain’ny mpitandro ny filaminana ny tahan’alikaoka tao anatiny ny faran’ny herinandro teo teny amin’ireo toerana somary mahamay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Avy amin’ny mpamily no mahatonga ny 90%n’ny loza

Avy amin’ny mpamily no antony mahatonga ny 90%-n’ireo lozam-pifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Botry sy sambo nifandona Tafakatra 14 ireo namoy ny ainy

Efa notaterina teto omaly ny trangana lozam-pitaterana anaty rano niseho ny alahady 11 septambra, tamin'ny fito ora sy sasany hariva tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Mpandanja fiara tsy omena karama Mitohy ny grevy, vola tsy miditra, ny làlana potika

Tao anatin’ny volana maro no efa nisy nitaky ny karamany ireo mpiasan’ny toeram-pandanjana fiara, saingy toa tsy misy mpihaino, tsy misy mpiraharaha,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Tanànan’i Moramanga Fa miandry inona marina vao hamboarina ny lalana ?

Mampiteny ny moana ny làlana ao Moramanga Renivohitra, ary tsy vao izao no nitondrana izany fanamarihana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT