- Talata 20 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Solika hosoka mamoa-doza Nankaiza ireo mpiaro ny zon’ny mpanifa e ?
Moana be ireo mpiaro ny zon'ny mpanjifa manoloana ity solika mitapoka ity, izay fanapoizinana ny vahoaka miharihary.
Hamaky ny tohinyMoana be ireo mpiaro ny zon'ny mpanjifa manoloana ity solika mitapoka ity, izay fanapoizinana ny vahoaka miharihary.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fitsirihana hataon’ny foibe fitsarana fiarakodia. Tany amin’iny lalam-pirenena fahaefatra iny indray no nanaovan’izy ireo hetsika hampihenana ny loza ateraky ny fifamoivoizana.
Hamaky ny tohinyNandriaka ny rà ny faran’ny herinandro teo noho ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina, ka isan’ny nisongadina ny teny amin’ny làlam-pirenena faha-4 sy ny tany amin’ny làlam-pirenena faha-7.
Hamaky ny tohinyMampalahelo raha tahaka izao daholo ny toe-tsain'ireo mitondra fiara takelaka mena, hoy ny Raim-pianankaviana iray, izay nitatitra ny tranga ambarany fa nahazo ny vady aman-janany teo Anakalely anoloan’ny Aigle d'or ny sabotsy
Hamaky ny tohinyMisy te hamboly korontana ve eto sa misy te hampiseho tsotra izao ny maha jiolahimboto azy, hoy ny mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo, Clémence Raharinirina?
Hamaky ny tohinyNitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona tany amin’ny lalam-pirenena fahaefatra afak’omaly.
Hamaky ny tohiny