• Alarobia 24 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.Taxi-moto Te hanara-dalàna, hanao diabe anio

Hanatanteraka diabe miainga eny Anosizato hatreny amin'ny By pass ny vovonan'ny mpitatitra taxi-moto eto Madagasikara na ny VMTM tarihin-dRamamonjisoa Fulgence anio alarobia 24 aogositra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.Fiara sprinter avy any Toamasina Nahatrarana toaka gasy 600 litatra

Lehilahy miisa telo no tratran’ny Polisy manao sakan-dalana teny Manjakandriana omaly alatsinainy 22 Aogositra tokony ho tamin’ny 02ora sy sasany maraina rehefa nitondra toaka gasy tsy ara-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.Làlana Anosibe an’Ala Mitohy ny antso avo sy fitarainana

Manao izay ho afany ireo mpandraharaha mampiasa ny lalana RNT23A mampitohy an'Anosibe an'Ala sy Moramanga amin'ny fikarakarana, fa indrindra ity eto amin'ny tetezana Sahamarirana sy ny lalana tapaka ao Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.TOBIM-PIANTSONANA FASAN’NY KARANA Tsy misy mahazo manao dona miverina

Antony iray mety hitera-doza ary hamoizana ain’olona maro amin’ny fotoana tsy hampoizina ny fanaovan’ny mpamily iray dona miverina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.Fanamboarana ny RN44 Misy fiatoana fa tsisy solika…

Misy fiatoana ny fanamboarana ny “lot 2” any amin’ny RN44 mirefy 73km (PK60-PK133) mampitohy an’Amboasary sy Vohidiala, raha ny vaovao azo afak’omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.Nandratra sy nahafaty olona Karohana ilay mpamily taksibe 162

Tena misy amin’ireo taxibe no manao ny hataony. Ankoatra ny fanaovana tsinontsinona mpandeha na dia efa niakatra aza ny saran-dalana dia

Hamaky ny tohiny
FTT