Fifamoivoizana

Fifamoivoizana Avy amin’ny mpamily no mahatonga ny 90%n’ny loza


  • Talata 13 Septambra 2022

Avy amin’ny mpamily no antony mahatonga ny 90%-n’ireo lozam-pifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena.

Raha tsiahivina kely dia saika isan’andro no nandrenesana izany nandritra ny vakansy lehibe farany teo antony nanosika ireo tompon’andraikitra hanao fanadihadiana. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa vokatry ny harerahan’ny mpamily amin’ny ankapobeny no mahatonga ny loza arahin’ny tsy fitandremana rehefa mitondra fiara. Anisan’ireny ny fandehanana mafy, ny fanenjehana dona miverina…. Amin’ny ankapobeny anefa raha araka ny fanazavan’ireo tompon’andraikitra hatrany dia tsy maintsy mpamily roa no mifandimby mitondra fiara iray raha vantany vao mihoatra ny 450 km ilay lalana aleha. Ho hentitra amin’ny fampanarahana izany lalana izany araka izany ireo tompon’andraikitra misahana ny fifamoivoizana manomboka izao hahatrarana ilay tanjona tsy misy lozam-pifamoivoizana na zero accident.
Pati
(Sary fanehoana)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT