- Alatsinainy 29 Aogositra 2022
Fifamoivoizana.Mpitondra moto Tsy maintsy manana « permis de conduire »
Betsaka amin’ireo mpitondra moto eto amintsika no tsy manana taratasy fahazoan-dalana hamily moto na fiarakodia.
Hamaky ny tohinyBetsaka amin’ireo mpitondra moto eto amintsika no tsy manana taratasy fahazoan-dalana hamily moto na fiarakodia.
Hamaky ny tohinyMpirahalahy nandeha moto andeha hamonjy famadihana tany Behenjy no nodomina fiara 4x4 Isuzu iray mitondra ny laharana 4569 TBA ,
Hamaky ny tohinyTantara mitohy ity raharaha 25 tapitrisa Dolaran’ny APMF na ny sampan-draharaha misahana ny seranan-tsambo sy ny faridranomasina ary ranomamin’I Madagasikara malaza ankehitriny ity.
Hamaky ny tohinyIzahay aza anaovana fika masiso, hoy ny mpanolontsain’ny tananan’Antananarivo, Clémence Raharinirina. Efa hitanay fa ianareo ihany no ao ambadik'io “taxi-moto” io, hoy izy,
Hamaky ny tohinyTontosa soamantsara ny diabe nataon’ireo Taxi-moto omaly, niazo an’I By Pass iny. Tsy nisy sakantsakanana fa nomen’ny manam-pahefana alalana soa aman-tsara.
Hamaky ny tohinyKamiao iray tsy tokony hitondrana olona mihoatra ny 3 sy entana no nitondra olona 26 omaly tany amin’iny Faritra Vakinankaratra iny ka voatery nandraisana fepetra.
Hamaky ny tohiny