- Zoma 04 Novambra 2022
Fifamoivoizana.“Autoroute” Antananarivo - Toamasina Mandoa 15 000 ka hatramin’ny 20 000 Ar isaky ny fiara
Vita sonia omaly alakamisy 03 novambra 2022 teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fifanaovan-tsonian'ny Fanjakana Malagasy sy ny orinasa Ejiptianina Samcrete hanamboatra ny lalambe migodana na "autoroute"
Hamaky ny tohiny
