- Talata 13 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Avy amin’ny mpamily no mahatonga ny 90%n’ny loza
Avy amin’ny mpamily no antony mahatonga ny 90%-n’ireo lozam-pifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena.
Hamaky ny tohinyAvy amin’ny mpamily no antony mahatonga ny 90%-n’ireo lozam-pifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena.
Hamaky ny tohinyEfa notaterina teto omaly ny trangana lozam-pitaterana anaty rano niseho ny alahady 11 septambra, tamin'ny fito ora sy sasany hariva tany ho any.
Hamaky ny tohinyTao anatin’ny volana maro no efa nisy nitaky ny karamany ireo mpiasan’ny toeram-pandanjana fiara, saingy toa tsy misy mpihaino, tsy misy mpiraharaha,…
Hamaky ny tohinyMampiteny ny moana ny làlana ao Moramanga Renivohitra, ary tsy vao izao no nitondrana izany fanamarihana izany.
Hamaky ny tohinyTena mahazo vahana tanteraka ny fitohanan’ny fifamoivoizana amin’izao fidiran’ny mpianatra izao.
Hamaky ny tohinyMijaly fatratra ireo mpandeha mody miazo iny faritra Itaosy Atsimondrano iny. Amin’ny 05 ora hariva mantsy dia efa
Hamaky ny tohiny