Fifamoivoizana

Taratry ny tsy fisiam-bola Tany mena no atsentina reo lavadavaka amin’ny godorao


  • Zoma 28 Oktobra 2022

Mikoropaka ny ao Nosy-Be fa ho avy ao an-toerana amin’ny faran’ny herinandro ho avy io ny filoham-pirenena tsentsemana tany mena ireo lavadavaka amin’ny arabe vita tara ka orinasa sinoa no nasaina nanao azy.

Noho ny hamehana no voalaza fa antony ary vonjimaika ihany izao. Ny mpandinika kosa mihevitra fa porofo mibaribary io fa tsy manam-bola izao fitondrana izao. Raha tsy misy ny fiovana dia hotokanana amin’ny 5 novambra ho avy io ny lalana Andilana - Aéroport Fascene vita tara ary hanomboka amin’io koa ny fanamboarana ny lalana mampifandray an’i Hell Ville sy Andilana, izay samy ao anatin’ny tetikasa PIC 2 efa tamin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina.
JeanD.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT