- Alatsinainy 19 Septambra 2022
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Namono olona indray ny RN4 sy RN7
Nandriaka ny rà ny faran’ny herinandro teo noho ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina, ka isan’ny nisongadina ny teny amin’ny làlam-pirenena faha-4 sy ny tany amin’ny làlam-pirenena faha-7.
Hamaky ny tohiny
