- Alatsinainy 07 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Sidina mivantana Nosy Be sy Dubaï Tsara ho an’ny fizahantany, fa hanamora ny trafikam-bolamena ? teo.
Ho avy eto afaka herinandro ny tompon’andraikitry nyy kaompania Emirates mba hijery ny fomba hoenti-manatanteraka io fampifandraisana mivantana an’I Dubaï sy Nosy be io.
Hamaky ny tohiny
