- Talata 15 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Velirano mipoapoaka, vola tsy misy Mila 1325 tapitrisa dolara ilay « làlana masoandro »
Navoakan’ny Minisiteran’ny Asa vaventy omaly ny tombam-bidin’ny "Làlana Masoandro" na "Route du soleil", izay fampanantenan’ny Filoham-pirenena, nohamafisiny ny 29 oktobra 2022 teny amin’ny CCI Ivato.
Hamaky ny tohiny
