Fifamoivoizana

Sprinter nifandona tao Antsirabe Efa mihatsara ny fahasalaman’izy mianaka lasibatra


  • Alarobia 28 Desambra 2022

Efa mba nihatsara hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay ny fahasalaman’ilay mpamilin’ilay fiara sprinter niharan-doza nitondra gazety lany daty tao Antsirabe.

Raha tsiahivina kely ny tantara dia nifandona tamina taxibe sprinter iray nitovy taminy io fiara sprinter nitondra gazety efa lany daty io. Nifanoroka ireo fiara ireo noho ny fandehanana mafy raha araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso. Saoferan’ity fiara farany sy ny zanany ireo niaraka tsy nahatsiaro tena ireo saingy efa manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaliben’Antsirabe avokoa. Tsy nisy moa ny aina nafoy nandritra ny fotoana nitrangan’ny loza.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT