• Alatsinainy 28 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Lalana Vangaindrano - Taolagnaro Nitsirika ny fandrosoan’ny asa ny ministeran’ny fitaterana

Nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboaran-dalana any amin'ny lalam-pirenena faha-12A (RNT12A) ny delegasionin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Fanamboarana fotodrafitrasa Efa tsy hita tabilao intsony indray ilay «autoroute»

Ny 03 novambra 2022 lasa teo no nosoniavina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fanatanterahana ny tetikasa “Autoroute” na lalàmbe migodana mirefy 265km mampitohy an’Antananarivo-Ambatondrazaka-Toamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Fampidirana bus be 1000 Mbola tsy mazava, tsy misy tokontaniny

Fiara marika sinoa “yutong 6729” ilay karazana fiarabe manara-penitra nampanantenain’ny Fanjakana fa hafarana sy nolazaina ho tonga mialohan’ny faran’ity taona 2022 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana eny an-dalambe Nampianarina ireo mpampiasa lalana any Alaotra Mangoro

Nampahafantatra sy nampianatra momba ny « accident de circulation » na ny lozam-pifamoivoizana eny an-dalana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Tetikasa Fly Over Mbola tsy voafaritra ny daty hanombohan’ny asa

Mbola tsy voafaritra mazava hatreto ny daty fanombohana ny tetikasa Fly Over eo amin’ny fifanenan’ny lalam-pirenena voalohany na RN1 sy ny RN58A. Orinasa miisa 4 kosa,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2022
Fifamoivoizana.Mpandraharaha nikojakoja làlana “Vita ny asa, avoahy ny volanay, aza vonoina izahay…”

Nanao hetsika teo anoloan'ny Minisiteran'ny Asa Vaventy etsy Anosy indray ireo orinasa mpikojakoja làlana omaly 15 novambra, nitaky hatrany ny handoavana ny volany.

Hamaky ny tohiny
FTT