• Alarobia 07 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Ankatoky ny fety Feno fitohanana avokoa izay toerana aleha

Tsy misy toerana izay tsy ahitana fitohanana intsony amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Ambatomirahavavy Fialamboly no natao, loza no nitranga

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina teny Ambodisaha Ambatomirahavavy ny Alahady hariva teo tokony ho tamin’ny 06 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fanamboarana “autoroute” Manjavozavo ny aorian’ilay 80 km

Tontosa ny sabotsy 3 desambra 2022 lasa teo ny fametrahana ny vato fototry ny lalambe migodana na «Autoroute» mampifandray an’Antananarivo Toamasina, nataon’ny Filoham-pirenena sy ny ekipany teny Talata Volonondry.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fahavitana sy fitokanana ny RN44 Tara herintaona, hiandrasana akaiky fifidianana

Ny volana jona 2023 no hotokanana ny làlam-pirenena faha-44 raha ny nambaran’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina teny Talata Volonondry ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fiara mandalo amin’ny tetezan’Ikalamavony Latsaka any amin’ny 20 metatra vao tsy misy manoro lalana

Latsaka any amin’ny 20 metatra vao tsy misy manoro lalana, izany hoe, mitarika ny mpamily ireo fiara mandalo eo amin’ny tetezan’Ikalamavony,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fikambanan’ireo mpampiasa fiara vaventy Amboary ny lalana ry fanjakana a !

Mahatsiaro ho sorena amin’ny hataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fikambanan’ireo mpampiasa fiara vaventy toy ny APTR, ny ATC, ny GTRM, ny APTH eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT