- Talata 24 Janoary 2023
Fifamoivoizana.Anjiajia‚ kaominina Tsaramandroso Lasan’ny rano ny lalana
Tapaka ny lalana 500 metatra tsy hidirana ny fifanenana eo Anjiajia‚ kaominina Tsaramandroso‚ raha ny fampitam-baovao voaray omaly.
Hamaky ny tohinyTapaka ny lalana 500 metatra tsy hidirana ny fifanenana eo Anjiajia‚ kaominina Tsaramandroso‚ raha ny fampitam-baovao voaray omaly.
Hamaky ny tohinyNisy fikorontanana ireo sidina anatin'ny Kaompania Madagascar Airlines ho an'ny omaly. Antony ny olana ara-teknika nahazo ny sidina MD 191 nampitohy an'Antananarivo sy La Réunion ny sabotsy 21 janoary teo.
Hamaky ny tohinyIsan’ny nankatoavina tao anatin’ny Filankevitry ny minisitra afak’omaly 19 janoary 2023, fa noho ny hamehana manoloana ny fahasimban’ny lalàm-pirenena maro, dia notapahana ny fanomezana alalana mialoha
Hamaky ny tohinyMitombo hatrany ny ahiahy amin’ny fomba fiasan’ny Fanjakana Rajoelina, izay matetika toa mitady ho lasan-ko vavany tahaka ny haron-tabebaka.
Hamaky ny tohinyRehefa tsy olana ara-pitantanana izany no mahazo ilay kaompaniam-pitaterana na ny fitaterana anabakabaka eto Madagasikara dia olana tekinika hatrany.
Hamaky ny tohinyRaikitra omaly ny grevin’ireo fiara kamio mpitatitra entana any amin’ny RN2. Tapaka tanteraka ho an’ireo fiara vaventy noho izany tao Ankarefo RN2 io omaly io.
Hamaky ny tohiny