Fifamoivoizana

Fanarenana ireo lalam-pirenena Nalefa any ambadik’i Manareza


  • Alakamisy 05 Janoary 2023

Ny resaka Malama sy ry Cello moa izao izany no hita mba ezahana hibahanana ny raharaham-pirenena eto amin’ity Madagasikara ity,

hoy ny firesak’ireo mpanaraka akaiky ny raharaham-pirenena. Ekena tokoa fa mety ilàna fanadihadiana ny resaka fiara raitra entin’ny sasany amin’ireny mpampaneno lakolosy ireny saingy ambony noho ny fahitana ny marina mikasika ny volamena nivadika vy tao amin’ny biraona minisitra na praiminisitra nisolo toerana praiminisitra ve izany ? Dia izao fa hoe nametra-pialan’ny governoran’ny banky foiben’i Madagasikara. Fa inona marina no tena antony? Tsy zava-dehibe mihoatry ny kilalao na fandrendrehana saim-bahoaka ataon’ny mpampaneno lakolosy sasany sy manana fahafinaretana amin’ny famoahana tsiambaratelo na dosien’ity ananan’izy ireo olana manokana eto amin’ny firenena ity ve izany ain-dehiben’ny firenena izany? Ny resaka fanarenana ireo lalam-pirenena izany moa efa nalefa any ambadik’I Manareza, hoy ny fomba fitenin’ireo raiamandreny izay rehefa mitantara angano. Aiza ho aiza ihany izao ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha 7 na RN7 sy ny lalam-pirenena faha 34 na RN34 sy ireo maro hafa, efa misy tetiandro mazava ve ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT