Fifamoivoizana

Mavogisa, Ankilizato Mampijaly vahoaka ny faharatsian’ny lalana


  • Alatsinainy 09 Janoary 2023

Mijaly ny vahoaka, indrindra fa ny mpampiasa lalana, hoy ny fitarainan’ireo mpampiasa lalana ao Mavogisa, kaominin’Ankilizato.

Aty amin’ny faritra Menabe, distrikan'i Mahabo, misy tetezana vy simba efa ho 2 volana izay, hoy hatrany ny fitarainana. Matetika misy kamiao latsaka amin’ilay lavaka. Mitohana ny fifamoivoizana. Tsy misy mijery izy io ary afaka porofoina izany raha misy namana aty Morondava ianareo. Tetezana ao Mavogisa, kaominina Ankilizato, anelanelan’i Morondava sy Ankilizato, 90km miala an’I Morondava, hoy hatrany ny fanamafisana ny fitarainana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT