• Alatsinainy 12 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Loza nahafaty olona tany Antsohihy Nidoboka am-ponja ilay tompon’andraikitra ambony

Nampidirina am-ponja vonjimaika ao Antsohihy omaly 11 desambra 2022, tamin'ny 1ora maraina ny tompon’andraikitra ambony ao amin’ny Faritra Sofia izay voalaza ho nandona sy namono nahafaty zanaky ny faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Lalana Toamasina - Foulpointe Mizotra araka ny tokony ho izy ny asa fanamboarana

Tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-5 mampitohy an’i Toamasina sy Foulpointe ny Minisitry ny Asa Vaventy Jerry Hatrefindrazana sy ny Tale Jeneraly Randrianandrasana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Fahafaha-mampiasa lalana etsy Isoraka Mahatsiaro fitongilanana amin’ny vahiny ireo mponina

Ireo milaza fa mpanao lalàna dia mahagaga fa dia tsy mahafantatra izany atao hoe lalàna akory satria mampihantra izany amin’ny hery fitongilanana amin’ny madinika ary manome vahana ny vahiny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Nalevina ny Air Madagascar Hampilamina sa hampidi-kizo indray koa ny Embraer ?

Hatao amin’ny fomba ofisialy anio 07 desambra 2022 eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny fifanarahana eo amin’ny Avioneur Embraer sy ny Madagascar Airlines.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Ankatoky ny fety Feno fitohanana avokoa izay toerana aleha

Tsy misy toerana izay tsy ahitana fitohanana intsony amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Fifamoivoizana.Ambatomirahavavy Fialamboly no natao, loza no nitranga

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina teny Ambodisaha Ambatomirahavavy ny Alahady hariva teo tokony ho tamin’ny 06 ora.

Hamaky ny tohiny
FTT