Fifamoivoizana

Fahatapahan’ny RN4 Mihitsoka koa ny entona fandrehitra


  • Talata 31 Janoary 2023

Hatramin’ny alahady teo ka hatramin’ny omaly alatsinainy no efa nampikaikaika ireo mpanjifa sendra anay teto

Antananarivo renivohitra ny nitady entona fandrehitra na “gaz” ho ampiasaina amin’ny fandrahoana sakafo ao an-trano. Araka ny fanazavan’ireo mpivarotra moa dia noho ny fahatapahan’ny lalam-pirenena faha 4 na RN4 izay mampifandray an’i Mahajanga sy Antananarivo no mahatonga izay famatsiana entona fandrehitra izay ho mihitsoka ihany koa amin’izao fotoana izao. Andrasana, noho izany, ny fivoaran’ny toe-draharaha anio. Hatramin’ny alahady teo aloha dia manodidina ny 62.500 Ariary no namarotan’ireo mpivarotra ny 9 kilao tamin’ireo tahiry, raha ny fanadihadiana natao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT