• Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Soavinandriana-Mananasy Potika sahady ny lalana vita tamin’ny volana mey 2022

Potika tsy hifankahitana sahady ny lalana vao avy namboarina nanomboka ny volana mey 2022 lasa teo, làlana 12KM Mampitohy an'i Soavinandriana Itasy sy ny Kaominina Ambanivohitr’i Mananasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-5 Niato nanaraka ny lodsia ny asa fanarenana

Mitaraina ny mpampiasa ny lalam-pirenena faha-5 Toamasina-Foulpointe mirefy 56 km, noho ny fahapotehan’iny lalana iny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Resevera Mijoro adin’ny 13 ora, mikarama 5.000 Ar isan’andro

Tafiditra ao anatin’ireo asa mafy indrindra hamelomam-bady aman-janaka ny asana resevera.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Adin’ny Taxi sy Taxi-moto Hotsaraina ao amin’ny Filankevi-panjakana anio

Mitohy ny ady eo amin’ny Fikambanan’ny Taxi eto Antananarivo Renivohitra na ny FTAR sy ny Taxi-moto.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Nanao “randonnée” tany amin’ny RN1 Mpitondra moto iray maty tsy tra-drano

Nisehoana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona indray teny amin’ny làlam-pirenena voalohany na ny RN1 omaly alahady atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Fifamoivoizana.Seranam-piaramanidin’Ivato sy Nosy be

Nahazo fankasitrahana noho ny fifehezana ny « carbone »

Hamaky ny tohiny
FTT