- Alarobia 22 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Train Urbain an’Antananarivo Hanomboka hiasa amin’ny volana aogositra
Hanomboka hiasa amin’ny volana aogositra ho avy izao ny Train Urbain na zotran-dalamby an-tanàn-dehibe eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyHanomboka hiasa amin’ny volana aogositra ho avy izao ny Train Urbain na zotran-dalamby an-tanàn-dehibe eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyNamoaka fampahafantarana ny Minisiteran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro omaly 20 martsa, fa miisa 10 ankehitriny ireo kaompaniam-pitaterana an'habakabaka mitrandraka eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyVoahaja ny fanatanterahana ny tetikasa ho an’ny fitaterana an-tariby na teleferika, zotra “ligne orange” mampitohy an’Anosy, Soarano, Ankorondrano, Analamahitsy ary Ambatobe,
Hamaky ny tohinyTsy milamina mihitsy ny fandriampahalemana any amin’ny lalam-pirenena fahafito miazo an’i Toliara. Fiarabe miisa roa mpitondra entana indray omaly maraina tokony ho tamin’ny 08 ora no notafihina jiolahy maromaro,
Hamaky ny tohinyVaky taraina ireo mpamily fiara fitateram-bahoaka na taxibe manoloana ny faharatsin’ny lalana sy ny fitoanana lavareny eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyHafotaka indray ny fitohanana miazo iny faritra Soanierana sy Tanjombato iny manomboka anio zoma 17 martsa maraina.
Hamaky ny tohiny