- Alatsinainy 22 Mey 2023
Fifamoivoizana.AMBOHITRARAHABA Nifatratra tao ambany kamiao ilay mpitondra bisikileta
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tao Ambohitrarahaba ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tao Ambohitrarahaba ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyTsy hanaiky hatramin’ny farany ireo maintimolaly sy VRM
Hamaky ny tohinyNigadona tao Toamasina tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ireo fitaovana vaventy (engins) an'ny orinasa SAMCRETE entina hamitàna ny autoroute mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina.
Hamaky ny tohinyLasa tany ambany kamiao ny moto nitondra azy Fitaovam-pitaterana tena ilaina nefa tena atahorana ihany koa ny kodiaran-droa na ny moto.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ny Minisitry ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’andro ireo mpikambana ao amin’ny « Groupement des Ingénieurs du secteur transport »
Hamaky ny tohinyNijery ny ambara fa fivoaran’ny fanamboarana ny làlam-pirenena faha-13 ny Filoha Andry Rajoelina ny sabotsy teo. Ity RN13 ity izay nanaovany fampanantenana fa tsy hanao politika intsony izy raha tsy vita io.
Hamaky ny tohiny