- Talata 11 Aprily 2023
Fifamoivoizana.Ambalika Mahajanga II Nieren-doza ny fiaramanidina kely iray
Fiaramanidina kely iray ULM (Aéronef ultraléger motorisé) indray no voatery nipetraka tampoka tra-doza tao amin’ny Fokontany Ambalika Kaominina ambanivohitr’i Betsaka Distrikan’i Mahajanga II
Hamaky ny tohiny
