• Zoma 31 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Atsimombohitra Ampitatafika Nanampy tamin’ny fanamboaran-dalana ny Afd sy ny Gret

Vita « béton » ny lalankely ao amin'ny faritr'Ambohijafy, Fokontany Atsimombohitra, kaominina Ampitatafika, distrikan'Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Lalana Ankadimbahoaka-By Pass Natao resaka akamakama indray ?

Mandeha indray ny fomba fiasa hafahafan’ny Fanjakana ankehitriny eo amin’ny lafiny fanamboarana làlana. Asa maika na “travaux d’urgence”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Raharaha sambo rendrika Ireo nanavotra indray no misy migadra…

Misy amin’ireo olona tafiditra mivantana na ankolaka tamin’ilay raharaha faharendrehana sambo namoizana ain’olona 30 mahery ny alin’ny 11 martsa teo no mitaraina ankehitriny, raha ny vaovao avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Lalana Ankadimbahoaka - By pass Mbola misy ampahan-dalana tsy voarakotra tara

Omaly 27 martsa no fotoana voatondro fa hahavitan’ny lalana etsy Ankadimbahoaka miazo an’ny By pass rehefa nasiam-panamboarana efa ho herinandro mahery izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Mandraka – RN2 Fiara be nivadika, nanapaka ny fifamoivoizana

Nanapaka tanteraka ny fifamoivoizana teny amin’ny RN2 eny Mandraka indray ilay fiara « camion »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Lalana Ankadimbahoaka sy By Pass Nanomboka ny famendrahana tara

Efa nanomboka ny famendrahana ny tara na “goudron” ny lalana mampitohy an'Ankadimbahoaka sy By Pass ny orinasa manamboatra iny lalana iny omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT