- Zoma 12 Mey 2023
Fifamoivoizana.,Fanamboarana Autoroute Tonga ny fitaovan’ilay orinasa SAMCRETE
Nigadona tao Toamasina tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ireo fitaovana vaventy (engins) an'ny orinasa SAMCRETE entina hamitàna ny autoroute mampitohy an'Antananarivo sy Toamasina.
Hamaky ny tohiny
