Fifamoivoizana

KAMIAO TRATRA TAO ANTSIRABE Olona 3 niaraka nafatratra tamin’ny omby


  • Zoma 25 Aogositra 2023

Olombelona miisa 3 no indray niara-nafatratry ny mpamily niaraka tamin'ny omby tao anaty kamiao mpitatitra biby omaly, tranga niseho tao Antsirabe.

Nandritra ny fisavana nataon’ny zandary no nahatrarana azy ireo. Nambaran’ny zandary nandritra izany ary fa tsy natao hitondrana olona fa natao hitondrana biby (transport de bestiaux) io fiara tratra io na dia samy mandoa saran-dalana aza ny roa tonta. Ireo olona anefa teo an-daniny dia nanaiky mora foana ihany koa no sady niezaka nanafina ny tenany tsy ho tratra. Notanana am-balan-tsazy ilay fiara vokatr’izany ary nanaovana fanadihadiana ny mpamily.
Nangonin’i Pati
Legende : Tahaka izao ilay kamiao sy ilay olona ary omby nifangaro tao anatiny taoriana !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT