Manaradrano RN2

Fiara lasa tao anaty rano, tsy hita ny olona tao anatiny


  • Alarobia 06 Septambra 2023

Nisy fiara 4x4 no hitan’ny olona nilatsaka tao anaty rano tany Manaradrano, lalana RN2, araka ny vaovao niely omaly.

Ny laharany fotsiny no hita tamin'ny voalohany fa noho ny fifanomezan-tanana teo amin'ny fokonolona dia efa tafiakatra ny fiara fa ny olona tao anatiny mbola tsy hita, araka ny fanamarihana. Tsy mbola nisy hita kosa anefa ny olona tao anatiny, raha ny fanazavana. Misoratra amin’izany Raharimalala Mamiheritiana Ericka izany, izay monina eny Imerina Afovoany Talatamaty moa ity fiara ity, raha ny tatitra hatrany. Andrasana ny tohiny sy ny fivoaram-baovao momba ity tranga iray ity.
Nangonin’I Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT