Mpitondra moto nifanenjika

Maty tsy tra-drano ny iray


  • Talata 19 Septambra 2023

Mpitondra moto roalahy no nifanenjika sy nifampisongona tao Mandroseza omaly,

tokony ho tamin’ny 8 ora maraina. Sendra ny tampoka ny iray ka nianjera, hoy ny fitantaran’ireo nanatri-maso. Raha ny filazan'izy ireo hatrany dia tsy nijanona ilay lehilahy raha tsy tao ambanina fiara tsy mataho-dalana na 4x4. Maty tsy tra-drano izy vokatry ny hitsaka nahazo azy, raha ny tati-baovao ihany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT