- Zoma 25 Aogositra 2023
Sprinter lasa tany anaty hantsana. 1 namoy ny ainy, 13 maratra mafy
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina omaly hariva tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany tany ho any tany amin’ny distrikan’i Fandriana, Faritra Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohiny
