Niampita tamin’ny tsy fiampitana

Maty tsy tra-drano ilay lehilahy


  • Alakamisy 14 Septambra 2023

Lehilahy iray niampita arabe tamin’ny toerana tsy fiampitana no nofaon’ny moto nentina teratany

vahiny iray teny amin’iny lalan’I Marais Masay iny omaly, raha ny fampitam-baovao voaray. Maty tsy tra-drano ilay lehilahy. Naratra mafy kosa ilay mpitondra moto. Samy nametra-panontaniana mikasika ny antony fihetsik’ity lehilahy lehibe niampita arabe ity moa ireo mpanara-baovao sy ireo nanatri-maso ny loza.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT