- Zoma 17 Martsa 2023
Fifamoivoizana.Shell by pass – Ankadimbahoaka Ho tapaka mandritra ny 9 andro ny lalana
Hafotaka indray ny fitohanana miazo iny faritra Soanierana sy Tanjombato iny manomboka anio zoma 17 martsa maraina.
Hamaky ny tohinyHafotaka indray ny fitohanana miazo iny faritra Soanierana sy Tanjombato iny manomboka anio zoma 17 martsa maraina.
Hamaky ny tohinyTsy maintsy karohina ato anatin’ny fotoana fohy, izany hoe faran’izay haingana hoy ny Minisitry ny fitaterana sy ny
Hamaky ny tohinyNiampy 11 isa indray omaly ireo razana hita narendriky ny lakana tany amin’ny Nosy Faly, Ambanja raha nikasa handeha hitsoaka an-tsokosoko tany amin’ny Nosy Mayotte.
Hamaky ny tohinyVavan’olona roa, mpandeha taxibe raha kely no tsy maintsy zakain’ ireo mpamily taxibe sy ny mpanampy azy amin’ny fanatanterahan’izy ireo ny asany isan’andro.
Hamaky ny tohinyVao avy nanao fitsidihana seranam-piaramanidina maromaro teto an-toerana ny Randrana sendikaly, hoy izy ireo, omaly.
Hamaky ny tohinyNaiditra « fourrière » mandritra ny 10 andro raha araka ny loharanom-baovao azo ilay fiara lehibe nibahana tetsy Anosizato omaly maraina nanomboka tamin’ny 08 ora.
Hamaky ny tohiny