• Zoma 08 Septambra 2023
Fiara lasa tao anaty rano. Hita ny razana iray, 3 hafa mbola karohina

Manomboka hita miandalana ny vatana mangatsiakan’ireo olona natelin’ny ranon' Androngaronga tao Analila,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2023
Kamio nianjera tany anaty rano. Lehilahy iray no maty tany Anjozorobe

Tsy mety tonga saina ny amin’ny voka-dratsy ateraky ny tsy fikarakarana ireo fotodrafitrasa efa simba eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Septambra 2023
Manaradrano RN2. Fiara lasa tao anaty rano, tsy hita ny olona tao anatiny

Nisy fiara 4x4 no hitan’ny olona nilatsaka tao anaty rano tany Manaradrano, lalana RN2, araka ny vaovao niely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2023
Teoerana fiandrasana taksibe. Sady ratsy lalana no tsy misy jiro ny etsy Andohan’Analakely

Saika matahotra ny ainy avokoa ireo mpiandry taksibe etsy Andohan’Analakely isan-kariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2023
Fiara “4x4” nivadibadika. Olona 2 maty teo noho eo

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin’ny PK 08+350 Antanimenabe Fokontany sy Kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Septambra 2023
AMBOHIMANGAKELY. Maty tsy tra-drano ilay mpandeha moto

Alevina rahampitso Alarobia 06 Septambra rehefa namoy ny ainy teny amin’ny PK 12+60 Andranomandry Fokontany

Hamaky ny tohiny
FTT