- Alakamisy 11 Mey 2017
Fandriampahalemana.Manandriana Anjakan’ny asan-jiolahy tanteraka
Tena mavaivay ny resaka tsy fandriampahalemana isan’andro any amin’ny distrikan’i Manandriana Faritra Amoron’i Mania noho ny fanafihan’ny dahalo mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, indrindra ao amin’ny kaominina 3 dia i Vohimena,
Hamaky ny tohiny