• Alakamisy 18 Mey 2017
Fandriampahalemana.Alakamisy-Anativato Manao ny ataony ny dahalo, very hevitra ny fokonolona

Hatreto aloha dia mbola resabe ny fandraisana fepetra ataon’ny fitondram-panjakana foibe amin’ny fitandroana filaminana eny ambanivohitra. Mandry tsy lavo loha ary mitaintain-dava ny mponina amin’ny asan-dahalo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Mey 2017
Fandriampahalemana.Asan-dahalo sy fanafihana fiara Olona 4 nahatrarana basy 2

Olona 4 nitahiry basy 2 izay fanaovana fanafihana amin’ny fangalarana omby sy fanafihana fiara amin’ny fanakanan-dalana no saron’ny zandary tao Fierenana kaominina ambanivohitra Ambatomanoina ny alahady 7 mey 2017 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Mey 2017
Fandriampahalemana.Asan-jiolahy,tsy filaminana Manampahefana maro hoesorina

Nampiantso an’ireo tompon’andraikitra rehetra misahana ny fandriampahalemana eto amintsika toy ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, ny ministry ny fiarovam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Mey 2017
Fandriampahalemana.Trafikana fitaovam-piadiana Basy sy bala 446 saron’ny zandary

Misy miketrika fanakorontanana ve fa tena mirongatra ny trafikana basy sy bala ? Olona 3 indray no saron’ny zandarimariam-pirenena ao amin’ny sampana fikarohana heloka- bevava etsy Fiadanana (SRC).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Fandriampahalemana.Kidnapping teny Ilafy Karana ihany no ao ambadika ?

Tanora lahy iray, fantatra amin’ny anarana Yanish Ismael, zanaky ny mpandraharaha karana Danil Ismael izay tompon’ny orinasa SMTP no nisy naka an-keriny teny Ilafy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Mey 2017
Fandriampahalemana.Halatra moto teny Itaosy Tratra izy telolahy mpiray petsapetsa

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Itaosy ny alarobia teo, teny Amberivatry Bemasoandro Itaosy ny mpangalatra moto telolahy. Raha tsiahivina, nisy olona vaky trano teny amin’iny faritra iny ny alin’ny 23 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT