- Talata 06 Jona 2017
Fandriampahalemana.Praiminisitra tany Tsihombe Voaresaka indray ny dahalo miova fo
Tonga nidina ifotony tany Tsihombe Faritra Androy, ny zoma 2 jona teo, nitokana ny tranon’ny tanora any an-toerana sady nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fanatanterahana ny lohahevitra nosafidian’ny UA na Vondrona Afrikanina amin’ity taona 2017
Hamaky ny tohiny