• Alarobia 09 Aogositra 2017
Fandriampahalemana.Fiverenana eo anivon’ny fiarahamonina Voafonja 20.000 notohanan’ny Handicap International

Tafakatra 20.000 isa manerana ny Nosy ankehitriny. Ny 96 %-n’izy ireo anefa no mbola manana fanantenana feno ny amin’ny hiverenany soa aman-tsara eny anivon’ny fiaraha-monina, indrindra taorian’ny nanampian’ ny fikambanana Handicap International azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Aogositra 2017
Fandriampahalemana.ACMIL Antsirabe Namoaka manamboninahitra 78 isa

Manamboninahitra niisa 78 no navoakan’ny Akademia Miaramila Antsirabe omaly. Mizara ho andiany roa izy ireo dia ny andiny mivantana faha 38 nisalotra ny anarana “Fanjiry”, izay niisa 67 mianadahy ary ny andiany manokana niisa 11 nisalotra ny anarana “Lafatra”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2017
Fandriampahalemana.Antoha Ambilobe Nahitana fatin-dehilahy iray efa tapa-doha

Taorian’ilay zazavavy kely vao dimy taona monja nisy nanolana dia namono tao Ambilobe dia fatin-dehilahy iray indray no hita tao amin’ny Fokontanin’Antsoha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Aogositra 2017
Fandriampahalemana.Polisim-pirenena miady amin’ny kolikoly Mitohy hatrany ny ezaka

Anisan’ny ivon-toerana iray voasokajy ho be kolikoly tokoa teo aloha teo ny eny anivon’ny pôlisim-pirenena. Anisan’ny antony nananganana ny “Inspection generale de la police nationale de Madagascar” izany efa ho telo taona izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Zava-mahadomelina Tsy ampy taona ny 75 %-n’ireo mpidoroka

Mihamitombo isa hatrany ireo olona mandray sy mihinana zava-mahadomelina eto amintsika. Ireo ankizy tsy ampy taona 14 ka hatramin’ny 18 taona no tena maro an’isa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Ambohitrimanjaka Nodorana ireo rongony 400 kg tratra

Notanterahan’ny polisy misahana ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy Anosy omaly, tamin’ny 11 ora maraina teny Ambohitrimanjaka

Hamaky ny tohiny
FTT