- Zoma 18 Aogositra 2017
Fandriampahalemana.Fiara manararao-pahefana Henjana ny fepetra horaisina
Mampimenomenona ny olona ny fihetsiky ny manampahefana amin’ny fanamparam-pahefana eny an-dalambe.
Hamaky ny tohinyMampimenomenona ny olona ny fihetsiky ny manampahefana amin’ny fanamparam-pahefana eny an-dalambe.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina noho ny afitsoky zandary avy amin’ny paositra Fitampito, distrikanin’Ikalamavony ny mponina sy ny fianakaviana mbola manana omby betsaka ao Betabika, 8 km miala ny renivohitry ny kaominina Fitampito.
Hamaky ny tohinyNitrangana toe-javatra nampalahelo teny Ambodifilao afak’omaly Alarobia hariva.
Hamaky ny tohinyNitrangana fanafihan-jiolahy mahery vaika tany amin’ny Fokontany Ambohitromby Antamponala ny 09 Aogositra lasa teo.
Hamaky ny tohinyAraka ny loharanom-baovao iray dia amin’nyalatsinainyizao no miandraikitra farany ny asa maha tompon’andraikitry ny serasera azy eo anivon’ny polisim-pirenena ny kaomisera AlexandreRanaivoson.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray antsoina hoe Lemana Volon’Ampondra no hany voasambotry ny manam-pahefana ary efa tazonina any amin’ny fonjan’i Maintirano amin’izao fotoana izao noho ny raharaha halatr’omby hatrany amin’ny 865 tany Betsipolotra Miandrivazo ny volana mey 2016,
Hamaky ny tohiny