Fandriampahalemana

Fanaovana “kidnapping” Karohana fatratra Rams sy Jenny


  • Zoma 25 Aogositra 2017

Mpivady vao herotrerony, teratany Malagasy monina ivelan’Antananarivo Renivohitra no anisan’ny lohandohan’ny mpisorona amin’ny fakana an-keriny eto amintsika amin’izao fotoana.

Nasehon’ny polisy misahana ny ady heloka bevava tamin’ny  mpanao gazety omaly  tetsy Anosy ny sarin’izy ireo. Fantatra fa efa nahavita  tranobe any Anosy Avaratra any mihitsy izy roa. Rahariniriana Olivia Jenny no anaran-dRamatoa ary Rakotoarimanana Pierre Joseph no anaran-dRangahy na Rams. Ahiana ho nokotrehin’izy ireo ny fakàna an-keriny an’i Yanish Ismael teny Ilafy sy ilay karàna tetsy Behoririka izay antsoina hoe Pradeep Chandarana.  Miantso izay  olona mahita azy mivady ireo ny mpitandro ny filaminana mba hiantso maika tsy hihambahamba ny laharam-pinday 034 05 517 26.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT