- Talata 13 Jona 2017
Fandriampahalemana.Dilàna Morarano Chrome Ataon’ny jiolahy fahirano
In-tsivy sahady izay ny jiolahy no nandravarava ny tanàna ao Dilàna fokontany Andoharano kaominina Morarano Chrome.
Hamaky ny tohinyIn-tsivy sahady izay ny jiolahy no nandravarava ny tanàna ao Dilàna fokontany Andoharano kaominina Morarano Chrome.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray no hita faty teny Antsahabe Antsakaviro ny marainan’ny sabotsy 10 jona teo.
Hamaky ny tohinyEfa mampiteny ny moana ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNatao maly zoma 9 jona ny famindram-pahefana teo amin’ny kaomandin’ny sekolim-pirenen’ny polisy Antsirabe na ny ENIAP. Ny kaomisera divizionera Talily Damy indray no hitantana ny sekoli-pirenen’ny “Inspecteur et Agent de Police” ankehitriny,
Hamaky ny tohinyVao ny alatsinainy5 jona teo no votsotra i Yanish Ismael, dia nipoitra sahady indray ny fakana an-keriny. Teratany karana zanaky ny tompon’ny hotely Le Grand Mellis sy ny tranombarotra Chandarana eny Tsaralalana indray no nisy naka an-keriny teny Behoririka omaly alarobia maraina tokony ho tamin'ny 8 ora latsaka fahefany.
Hamaky ny tohinyTonga nidina ifotony tany Tsihombe Faritra Androy, ny zoma 2 jona teo, nitokana ny tranon’ny tanora any an-toerana sady nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fanatanterahana ny lohahevitra
Hamaky ny tohiny