• Zoma 16 Jona 2017
Fandriampahalemana.Olona nanao heloka tsotsotra Hovotsoran’ny polisy aloha

Araka ny voafaritry ny lalàna dia 48 ora ihany ny fe-potoana hahafahana mitazona olona eny amin’ny biraon’ny mpitandro ny filaminana, ka na havotsotra izy ireny na hatolotra ny fitsarana. Amin’izao fotoana izao dia misy ilay fitokonan’ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2017
Fandriampahalemana.Sekolin’ny zandarimariam-pirenena Ambositra Tafapetraka ny kaomandy vaovao

Ny 10 mey 2017 lasa teo, nandritra ny filankevitry ny minisitra no nanendrena ny kolonely Bama Marima kaomandin’ny sekolin’ny zandarimariam-pirenena Ambositra, raha lefitra faharoa ny komandin’ny fari-piadididan’ny zandarimariam-pirenena Toliara izy teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Jona 2017
Fandriampahalemana.Fiara nitondrana rongony 20 gony Manamboninahitra am-perinasa no tompony

Mipoitra tsikelikely ny marina momba an’ilay fiara tsy mataho-dalana marika Harbody nahasaronana rongony 20 gony tany Ihosy ny marainan’ny alarobia 14 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2017
Fandriampahalemana.Trafikana rongony tao Ihosy Zandary no atidoha ?

Rongony 20 gony no indray saron’ny polisy tao an-tampon-tanànan’i Ihosy tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Notoloran’ny UNESCO fitaovana

Notanterahana omaly talata 13 jona 2017 tao amin’ny Toby Ratsimandrava ny fifanaovan-tsonia teo anivon’ny zandarimariam-pirenena sy ny UNESCO mikasika ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jona 2017
Fandriampahalemana.Herisetra sy asan-jiolahy Tena malemy ny fanjakana

Mampiteny ny moana ny resaka tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena. Tsy an-drenivohitra tsy eny ambanivohitra fa dia manerana ny firenena mihitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT