- Sabotsy 16 Septambra 2017
Fandriampahalemana.RN4- Fanafihana sy vono olona Nitondra fanampiana i Marc Ravalomanana
Taorian’ny fanatrehana ny fanasan'ny Fiangonana Katolika tany Mahajanga sy ny fifampizarana mofomamy tamin'ireo mpikatroky ny Antoko TIM tany an-toerana, dia nitodi-doha niverina aty Antananarivo i Marc Ravalomanana sy ny mpiara-dia taminy.
Hamaky ny tohiny