- Sabotsy 02 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Fonjan’Antanimora 3.356 ny voafonja ao, tsy voatsara ny 60 %
Tsy ampy ny fotodrafitrasa, mitombo isa hatrany ireo tsy voatsara. Ireo amin’ny ankapobeny no olana sedrain’ireo voafonja tazonina etsy Antanimora.
Hamaky ny tohiny
