- Zoma 22 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Vono olona mahatsiravina Nodorana ny trano, nosemporina izy 6 mianaka
Nitrangana vono olona nahatsiravina indray tao amin’ny fokontany Ambatovaventy-Distrikan’Antanifotsy ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy 21 septambra lasa teo.
Hamaky ny tohiny
