- Talata 05 Septambra 2017
Fandriampahalemana.Jiolahy saika handositra Maty voatifitry ny zandary izy efa-dahy
Notafihin’ny jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika ny mpivarotra iray tao Tsaramiadana, kaominina Marokarima, distrikan’i Mananjary ny zoma 25 aogositra.
Hamaky ny tohiny