- Alarobia 04 Oktobra 2017
Fandriampahalemana.Dahalo nanafika CEG Ny tale maty voakapa famaky, ny vola lasa
Tsy mialamina intsony ny tany ! Notafihin’ny andian-dahalo indray ny talen’ny CEG any alarobia-Bemaha, ny alin’ny alatsinainy 2 oktobra 2017 lasa teo.
Hamaky ny tohiny
