Fandriampahalemana

Antanananarivo Manomboka mihena ny vaky trano


  • Alatsinainy 18 Desambra 2017

Efa nilaza ny avy ao amin’ny polisim-pirenena ho an’ny eto an-drenivohitra sy ny zandarimariam-pirenena ho an’ireo faritra manodidina an’Antananarivo fa misy ny hetsika efa natao ,

 

 atao ary tohizana amin’ny ady amin’ny asan-jiolahy.napetraka ny fiaraha-miasa amin’ny fokontany sy ny fokonolona ary ny vahoaka amin’ny alalan’ny fanapariahana ireo laharana an-telefaonina afaka antsoina 24 ora ao anatin’ny 2’ora ho an’ny mpitandro filaminana raha toa ka misy ny zavatra mampiahiahy na fihetsik’olona hafahafa .Tsapa ary fa nahitam-bokany izy io satria nihena ny vaky trano sy ny fanafihana mitam-piadiana tato anatin’ny iray volana latsaka kely izao, raha Antananarivo renivohitra sy ireo faritra manodidina azy no resahana.Tsy midika izanyhoe tsy misy mihitsy fa kosa nahatsapana fihenana.Manome toky hatrany ny polisy sy ny zandary fa hiezaka hanakaiky kokoa ny vahoaka amin’ny fametrahana nyfandriampahalemana ary manantena fiaraha-miasa matotra satria amin’ny alalan’ny fifampitam-baovao ihany no hahafahana misoroka ny herisetra sy ny asa ratsy.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT