- Talata 31 Oktobra 2017
Fandriampahalemana.Nirefodrefotra ny basy teny Anosibe “Cash point” iray voatafika
Toerana fanakalozana vola amin’ny alalan’ny finday na “Cash point” iray no notafihin’ny jiolahy mirongo basy teny Anosibe teo ampitan’ny farmasia omaly tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro.
Hamaky ny tohiny