Fandriampahalemana

Esplanade Analakely Zazalahy tsy ampy taona manendaka amin’ny alina


  • Talata 19 Desambra 2017

Zazalahy kely roa tsy ampy taona indray no voasambotry ny polisy avy ao amin'ny boriborintany voalohany etsy Analakely nanendaka teny amin'ny Esplanade Analakely ny sabotsy alina lasa teo.

  Olona handeha hivalan-drano teo amin'ny WC Public Esplanade  tokony ho tamin’ny 10 ora alina no lasibatra.  Olona dimy ireto farany no niaraka ka vehivavy ny iray.  Rehefa  niantso vonjy anefa  ity farany dia nitsoaka ireo mpanendaka saingy nifanehitra tamin’ny  polisy sendra nanao fisafoana. Mbola vao 16 taona izy roalahy kely ireto. Raha ny fantatra dia efa mpamerin-keloka izy roalahy satria vao avy nivoaka ny fonja. Omaly izy ireo no natolotra ny fampanoavana ka nampidirina am-ponja vonjimaika indray.

 

 Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT